Oasis sy Les Hérons Vontovorona

02/01,2011

Oasis Vontovorona

Mialavoly eto Antananarivo ho an'izay tsy de manana vola ariana betsaka, dia afaka atao. Ny fotoana hitadiavana toerana aloha atram'izao tsy dia nisy, na mety oe tratran'ny hakamona refa week end sns de aminy farany tsy de lasa alavitra... fa ny tena hitako oe torena mahafinaritra sy azo andaninandro tsara dia ny Espace Oasis ao Vontovorona. Tsy nohomen'izareo vola aho akory an, ary zay dia midika betsaka mihintsy: midika zany oe tena mahafapoha le toerana.

 

 

Oasis ho an'izay efa zatra moa dia mazava oasis (eheh), eny Vontovorona no misy azy, eny amin'ny arrêt farany ny taxibe makany am CUR de mbola mandroso. Ny taxibe makany am CUR alaina eo Anosy, eo am vavahadin'ny hjra. Ny zavatra hita ao dia: latabatra bediabe hisakafoanana sy ametrahana entana. Balançoire.Terrain anaovana boules. Misy quad telo ao fa mbola tsisy circuit de tsy afaka ampiasaina. Piscines roa: petit bain dia grand baine évidemment. Karaoké. Billard. Babyfoot. Tennis de table. De misy zavatra ray tsy fantatro ny anarany. Ilay toerana mahafinaritra, misy voninkazo aminy lokony maro, sy hazo, trano falafa (sa? Le otrin paille reny), afaka mialoka. Ny prix dia 20.000 fmg... na 4.000 AR: zay aloha no nidirako tao farany tam moitié janvier 2011.

 

 

Izaho zany mahita oe mety tsara le prix satria ny consom tsy obbligatoire fa afaka mitontra avy any ivelany... sakafo afaka mitondra, dia mba misy atmosfère ko zany ao antrano amle mikarakara e Wink

 

Mbola lava volo ah tam nandé voloany. Avy be ny orana fa zay tsy mataots rano Wink 

Piscine Oasis VontovoronaEto Antananarivo manko otriny we ny bandy (na bainina - na sipa ko, ary tena efa trop) ihany no afaka manalazy de oe: misotro, misotro (efa miova atramin endrika mbola...), fa ho anze te analandro aminy fomba madio, ho anze efa te hiova lalana ary manana zazà sy fianakams, ho anze couple te hiballade sy anao jardin d'amour (eheheh bao annn!), Oasis dia toerana tsara … tena tsara!

 

Quad Les Hérons Vontovorona 

Efa indroa ko ah zao no nandalo tao am Les Hérons, kay kay kay... tsy maintsy ao ah no manao mariage, eheh. Invités daholo ireo manomé cadeau : le cadeau zany amena alou (vola BE Money mouth) de le voahangona no ahandoavana an Les Hérons. Merci d'avance e! Tam za nandalo voloany mbola teo ampanamboarana le toerana de na prix aza mbola tsy fixés, de nandalo ko ah taloan'ny nandeoanako tany am Oasis tam 2 herinandro lasa de tamin iny andro iny 100 000 FMG, 20 000 Ariary ny menu. Fa inn no ohanina ao ngamba ozy nareo? Tsy aikooo! Mety misy vary am volavotsy ngamba, fa afaka atao ihany zany indremandé isantaona, satria compris daholo ny rehetra: quad, piscine sns. Tsy dia fantako loatra oe inn aby no misy aho fa nangalatra naka sary fotsiny de lasa... ihihihi! Laughing

 

Fontaine Les Hérons Vontovorona 

 

Le toeran tsara sady luxe, misy bungalow ko de chambre, ho anle couple avy niballade tany am Oasis teo zany io   

 

Wink 

(eheheh); tsy dia be olona aloha ao satria lafo e, fa mety oe le za andro avy orana ko ngamba no nahatonga anzany, nefa Oasis na avy aza ny orana be olona foana. Ra manana facebook enao de mety tsara mintsy ny paysage anaovana fonds, hihihi! Sady mzezt we “tany am Les Hérons e!” haha

 

 

 

Cool

 

Basket Les Hérons Vontovorona 

 

Gasy manalazy, maztou!