Tongasoa!

Nampidirin'i mimisimply | 28 Jio, 2008
Miarahaba ary Misaotra Anareo rehetra mitsidika! Ny momban'ah moa dia efa misoratra ao @serasera daholo... Ka manandrana ah zany mba manokatra blaogy Ko, fa ny olana zao dia tsy mahavatra manoratra mints ah, ndrindrandrindra @teny gasy na frantsay! mandalova ihany e:)

3 Hevitra & 0 Verindrohy (trackback) amin\'ny "Tongasoa!"

  1. Dia tonga soa izany MimiSimply! Izao efa miteny gasy be izao dia tohizo fotsiny e!

    Nampidirin'i Lalasoa 29 Jio 2008, 00:48
  2. tonga soa njy !

    Nampidirin'i ikalamako 29 Jio 2008, 14:49
  3. Tonga soa Mimisimply.
    Voaray ny hafatra fa misaotra nanasa hitsidika.
    Tohizo fa izahay hiezaka hitsidika hatrany araka izay azo atao.

    Nampidirin'i AndoRAL 04 Jol 2008, 11:22